|
|
|
|

Teny iditra1  mitafoaka
Fototeny  2 tafoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Feno be loatra ka mihoa-pefy: Efa mitafoaka ny rano ka esory amin' izay ny sininao
5 Mamorivory, mandroatra, misafoaka: Mitafoaka ny vorimbavan' ny soavaly [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12