|
|
|
|

Teny iditra1  mitaikotaiko
Fototeny  2 taikotaiko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  8 lava mitaikotaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09