| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mitaingina | 
| Fototeny | 2taingina | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Miakatra na mipetraka eny ambony: Midina fa aza mitaingina eny ambony hazo eny sao mianfera Mipetraka eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mitaingina bisikilety, mitaingina posiposy [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to sit astride, to ride on [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 se mettre à califourchon sur, être à califourchon sur; être assis sur [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |