|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaintaina |
| Fototeny | 2 taintaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitebiteby amin' izay hiseho: Nitaintaina izaitsizy izahay teo am-piandrasana ny fiaramanidina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be in a hurry
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 avoir hâte, être pressé
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|