Entry | 1 mitaitaika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 taitaika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Tonga mitsitapitapy: Tsy tiako ny fahatongavanareo mitaitaika toy izao Maneno mitapitapy, midindina: Natao nitaitaika ny lakolosy tamin' ny fivoahan' ny razana avy tao am-piangonana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |