|
|
|
|

Teny iditra1  mitakalo
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira [1.1]
Ohatra  5  mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [2.470]
6  Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 maty loka, 13 milotaka, mitakalo, 14 mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02