|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitakemotra |
| Fototeny | 2 takemotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miverina tsy mandroso, noho ny henatra na tahotra: Nitakemotra izy raha vao nahita ny lehibeny tao amin' ny efitrano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to shrink back through fear, to be on the point of crying. See fararemotra
[1.2] 6 to shrink back in fear or shame [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 reculer par honte, par crainte
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|