|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitakoritsoka |
| Fototeny | 2 takoritsoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao teny tsy atao ren' ny olona maro; mandefa tsaho an-takona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 (misspelt takoritsika) to rumour, to whisper
6 to be in great sorrow [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 chuchoter, faire circuler des bruits
8 Figuré: être dans la peine, dans la tristesse [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 manaotohotsofina, 13 mibitsibitsika, 14 miritsodritsoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|