Entry | 1 mitaky |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 taky |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mampandoa trosa na izay nindramina: Mitaky ny trosako aho Mila, mitady, mangataka mafy: Mitaky karama ambony loatra ireo mpiasa ireo |
Explanations in English |
11 [1.7] to demand one's due |
Explanations in French |
12 [1.8] réclamer, réclamer son dû |
Examples |
13 [2.69] mitaky mahazo, itakian-tsy ahazoana; 14 [2.895] Ankehitriny tonga aho mitaky ny anjarako aminy. |
Analogs | 15 mampandoa, mamoritra, maka ny an' ny tena, manaraka, mihady levenambola, manao takin' adala, manao tadidin' ny mpanaraka |
Anagrams | 16 makity, mitaky |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |