|
|
|
|

Teny iditra1  mitalaho
Fototeny  2 talaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
5 Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to entreat, to beg earnestly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 prier, supplier [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 Hamolita, mitalaho, 13 motalahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17