Entry | 1 mitamberina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tamberina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mandeha dia miverina Mivezivezy, mivoivoy Mihodinkodina eo an-toerana ihany |
Examples |
9 [2.470] mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |