|
|
|
|

Teny iditra1  mitambesatra
Fototeny  2 tambesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manindry na miankina mafy amy...: Aza mitambesatra amin' ny soroko ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to weigh upon; to be heavily burdened [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Tirer, peser dessus: Aza mitambesatra amin’ ny soroko, fa sasatra aho (Ne pesez pas, ne vous appuyez
7 pas sur mes épaules, parce que je suis fatigué) ~ Mitambesatra amiko ireo zaza ireo (Ces enfants sont à ma charge) ~ Mitambesatra amiko ny loza (Le malheur pèse sur moi)
[1.3#658]
8 peser dessus [1.8]
Ohatra  9  Izy andrin' ny fianakaviana ity no hanjary adidy iray lehibe mitambesatra amin' ny vady aman-janany. [2.470]
10  Fantatra fa manan-javatra mitambesatra aminy ireo olona ireo. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17