|
|
|
|

Entry1  mitampina
Part of speech  2  active verb
Root  3  tampina
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Misy tampina, izany hoe misy sarona na tsentsina na sakana: Mitampina ny mason' ny ankizy atao raosijamba ~ Efa mitampina ve ilay varavarankely atsinanana tsisy fitaratra?
Explanations in English  5  [1.7] to be plugged, to be corked
Explanations in French  6  [1.8] être bouché, obstrué
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
All compound words 

Updated on 2025/09/12