|
|
|
|

Entry1  mitandahatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  tandahatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Nilahatra lava mitandavana: ArĂ½ misy trano telopolo mitandahatra
Explanations in English  9  [1.7] to line up, to stand in line
Explanations in French  10  [1.8] s'aligner, se mettre en queue
Examples  11  [2.470] Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny.

Updated on 2025/07/29