|
|
|
|

Teny iditra1  mitangirika
Fototeny  2 tangirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Loaka, misy hirika amin' ny vody rindrina na amin' ny fefiloha: Nantsoina ny fokonolona fa nitangirika ny fefiloha [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12