|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitangitrika |
| Fototeny | 2 tangitrika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milentika ao anaty
5 Miboiboika, mifantsitsitra: Mitangitrika avy amin' ny hozadra ny ra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mitangitrika |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 mihazakazaka
[Tanala]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|