|
|
|
|

Teny iditra1  mitanjozotra
Fototeny  2 tanjozotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 se suivre, se succéder sans interruption:
6 Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption) [1.3#675]
Ohatra  7  Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe [2.69#251]
8  Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17