|
|
|
|

Teny iditra1  mitanondrika
Fototeny  2 tanondrika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miondridoha noho ny alahelo na ny hasasarana na ny hanoanana [1.1#727]
Fanazavàna teny anglisy  5 to bow down in sorrow and dejection. [1.2]
6 to bow down in sorrow or dejection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 s'incliner [1.3#676, 1.8]
8 être incliné, courber la tête de tristesse [1.3#676]
9 courber la tête en signe de tristesse [1.8]
Ohatra  10  mitanondrika izy fa mila matory (Il penche la tête parce qu'il a envie de dormir) [1.3]
11  mitanondrika izy noho ny manjo azy (Il courbe, il baisse la tête à cause du malheur qui le frappe) [1.3]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12