|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitaona |
| Fototeny | 2 taona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra (zavatra) avy amin' ny toerana anankiray mankamin' ny toerana hala: Mitaona fasika no raharahan' io lehilahy io
5 Mitarika hanao: Izy ihany no nitaona ahy hivarotra [1.1] 6 mitatitra zavatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Charrier, porter ; entraîner, pousser, tenter
[1.3#681] 8 transporter [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 randram-bao mitaon-dahy |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 Amonita, 16 manaito, 17 mañatoy, 18 manitoa, 19 Maonita, 20 maotina, 21 miantoa, 22 mitanoa, mitaona, 23 tamoina, 24 taomina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|