|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mita rano |
| Singan-teny | 2 mita, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita
[1.1] |
| Ohatra |
6 Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana.
[2.649#]
|
| Fivaditsoratra | 7 amitrano, 8 manoitra, 9 mianotra, mita rano, 10 mitarona, 11 rano maty, 12 tanimora, 13 tany mora |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|