|
|
|
|

Teny iditra1  mitatao vovonana
Singan-teny  2 mitatao, 3 vovonana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 when the sun is directly overhead at noon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi. [2.415#6584]
8 quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi [1.8]
Ohatra  9  Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana. [2.470#]
10  Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436#]
11  Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5#]
Voambolana  12  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12