|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitatavoka |
| Fototeny | 2 tatavoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Potraka, mianjera mitsotra mivalandotra: Nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro izy ka nitatavoka tamin' ny tany
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|