|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitavy |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manao tavy na tanimbary ala
[Tambahoaka]
[1.78] 4 mikapa ala hambolem-bary [Taisaka] [1.78] 5 mikapa hazo hanaovana tanimbary na tavy [Bara] [1.78] 6 mikapa hazo na ala: Laha hamboly vary anareo k'aja mitavy koa fa mañose (aza mikapa hazo intsony ianareo raha hamboly vary fa hoseo ny tanimbary) [Tanala] [1.78] 7 mibara, mikapa, mitevy ala velona na savoka [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 défricher
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|