|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitehina |
| Fototeny | 2 tehina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina
5 Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsy afaka mandeha tsara 6 Manosika lakana amin' ny tehin-dakana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to walk with a cane, to lean on something or someone when walking
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 s'appuyer sur une canne en marchant, s'appuyer contre quelqu'un
[1.8] |
| Ohatra |
9 Namaky ny arabe izy nitehina tamin' izy miaotra teo an-kavia sy an-kavanany avy.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|