Entry | 1 mitelin-kafatra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] manadino ny teny nampitondraina, manadino izay nolazaina taminy nanafarana azy |
Explanations in French |
4 [1.3] avaler la commission, ne pas la faire |
Elementary words | 5 mitelina, hafatra |
Antonyms | 6 tsymitelinkafatra |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/12 |
![]() |