|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitepo |
| Fototeny | 2 tepo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipaipaika, midondòna moramora, miemponempona: Rehefa marary mitepo haingana ny polsy
[1.1] |
| Ohatra |
5 - Aza ihohofana, anaka, fa mbola misy aina mitepo, ka aoka hahazo rivotra.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 mitepotepo |
| Kamban-teny rehetra | 10 hoboka mitepo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|