|
|
|
|

Teny iditra1  miteraha
Fototeny  2 teraka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteraka [Fitanisana]
Ohatra  4  tompokolahy, fa dia veloma soava tsarà, ho ambinin-java-mahasasatra, miteraha lahy amana vavy! [2.69#]
Kamban-teny rehetra  5 miteraha fito lahy fito vavy

Fivaditsoratra  6 mahaetry, 7 mahatery, 8 miatreha, 9 miharate, 10 miretaha, miteraha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09