|
|
|
|

Teny iditra1  mitevy
Fototeny  2 tevy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mikapa hazo [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Sihanaka] [1.78]
5 mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [Tanala] [1.78]
6 Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20