|
|
|
|

Teny iditra1  mitifitra
Fototeny  2 tifitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamely amin' ny basy, tafondro, tsipika,..: Mitifi-borona
5 Mikendry: Nitifitra ahy mihitsy ianao tamin' ny teny nataonao
6 Mipitika: Mikisaha any ho any fa mitifitra aty ny rano [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02