|
|
|
|

Teny iditra1  mitobatoba
Fototeny  2 tobatoba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikobana: Nisy nitobatoba ny rano ka tsy mbola azo sotroina ilay izy
5 Mandanilany foana: Ny zaza maditra no mitobatoba ny harena navelan-dray aman-dreniny [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12