|
|
|
|

Teny iditra1  mitodi-doha
Singan-teny  2 mitodika, 3 loha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Ohatra  5  raha tsy manome izy
fa fatra-pampolapolaka antsika
dia tsy mba manana antsika
fa mitodi-doha
hiverina any amin'ny anaran'ineny isika
sy ny lambantsika
[2.131]
6  Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11