|
|
|
|

Entry1  mitofendro
Part of speech  2  active verb
Root  3  tofendro
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho

Updated on 2025/07/29