|
|
|
|

Teny iditra1  mitolila
Fototeny  2 tolila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandringa, lava sy fohy ny tongony ka mandringa: Mitolila ity latabatrareo [1.1]
5 tsy mijoro tsara fa miraika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 se pencher [1.13]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Mpanahaka  10  mandringa, 11  mikolepaka, 12  mikotrifa, 13  mikotringa, 14  mitolitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17