|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitolotra |
| Fototeny | 2 tolotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Omena, tolorana: Nitolotra hena ratsy ny mpandevina
5 Manolotra, mahafoy: Nitolo-batana ny fahavalo [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 mitolo-batana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|