|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitomoetra |
| Fototeny | 2 tomoetra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitoetra, mipetraka, mijanona: Mitomoera andro vitsivitsy atỳ aminay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to dwell; to rest; to sit
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 habiter, rester
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 mitoetra |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|