|
|
|
|

Teny iditra1  mitono aina
Singan-teny  2 mitono, 3 aina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
7 to risk one's life [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 risquer sa vie [1.8]
Ohatra  9  Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Tovy hevitra  10 manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12