|
|
|
|

Teny iditra1  mitoraka
Fototeny  2 toraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manipy vato amin-javatra mbahahavoa azy: Nitora-bato ny voronay izy
5 Mizotra mahitsy: Nitoraka nianatsimo izy nony tonga teo amin' io havoana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to throw [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Lancer quelque chose, jeter contre ; se diriger vers, se dit d’un chemin, d’un pays qu’on indique:
8 Nitora-defona ny lambo aho ka matiko izy (J’ai lancé la sagaie contre le sanglier et je l’ai tué) ~
9 Iny làlana mitoraka miankandrefana iny aleha (Prenez ce chemin qui se dirige vers l’ouest)
[1.3#730]
10 jeter, lancer [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 maitroka, 18 miokatra, 19 mirotaka, 20 mitaroka, mitoraka, 21 mitraoka, 22 mitroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17