|
|
|
|

Teny iditra1  mitoreoreo
Fototeny  2 toreoreo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 >Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalahelo izany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany [1.1#734]
Ohatra  5  mitoreoreo sy mampihetsi-po hafahafa ny feo avoaky ny zavamaneno [2.470#72]
6  Ny hira mitoreoreo sy mitaraindraina, ny tiona gregoriana, dia tsy azon' ny Malagasy [2.436#83]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12