|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitorovoka |
| Fototeny | 2 torovoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy
[1.1] |
| Ohatra |
5 Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|