|
|
|
|

Teny iditra1  mitoty
Fototeny  2 toty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikarakara tsara, mikajy, mitandrina: Ianao dia tsy mitoty mihitsy ka! [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  mitoty, 8 timoty, Timoty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27