|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitratraingo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Kilemaina, voatraingo, mikainkona [1.1]
Ohabolana  4  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)5  mitratraingo
Fototeny  6 tratraingo
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikotringatringa, mitaritari-tongotra
9 Mibiloka, mibaraingo
10 Voan' ny fahavoazana, tratran' ny kilema [1.1]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02