|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitrebona
Fototeny  2 trebona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza voan-javamaniry nambolena ka mitsimoka ary miseho mipoitra avy ao anaty tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 bourgeonner, germer, paraître en poussant hors de terre [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Voambolana  9  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/2)10  mitrebona
Fototeny  11 trebona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 Enti-milaza zava-marani-doha, toy ny lefona, mitsatoka amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 quelque chose de pointu qui s'enfonce; les pieds qui s'enfoncent dans la boue; la chose dans laquelle la lance, etc., s'enfonce; le bourbier dans lequel les pieds s'enfoncent [1.3]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12