|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitroatroatra |
| Fototeny | 2 troatroatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fitokoavana |
4 fitrafantrafana 5 sarotiny [2.296#] |
| Ohatra |
6 Ny hafa no sarotiny sy mitroatroatra foana!
[2.296#]
7 Mitroatroatra ilay omby, ary ny fahaizan' ny mpitolona dia arakaraka ny fotoana haharetany eo. [2.472#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|