| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 mitrongy | 
| Fototeny | 2trongy | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mihady amin' ny vava, toy ny fanaon' ny kisoa: Nisy lambo nitrongy ny tokotanintsika halina [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to root like a pig [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 fouiller la terre avec le groin (porc) [1.8] | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Voambolana | 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | 
| Kamban-teny rehetra | 12omby mitrongy tany | 
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 14 mitringo, 15 mitrongy | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |