|
|
|
|

Entry1  mitsaha-potoana
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mitsahatra, fotoana
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mijanona tsy miteraka intsony noho ny fahalehibeazan'ny taona
Explanations in French  5  [1.13] ménopause
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7  mitsaha-jaza

Updated on 2025/07/29