|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mitsaika |
| Fototeny | 2 tsaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy
5 Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto 6 Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 mitsaika |
| Fototeny | 13 tsaika |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Mifantina ny voam-bary tsara
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 16 mitsaika |
| Sokajin-teny | 17 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mitoe-jaza
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 fécondée
[1.13] |
| Fivaditsoratra | 20 masikaty, 21 masikita, 22 miakatsy, mitsaika, 23 mitsiaka, 24 tsy maika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|