|
|
|
|

Entry1  mitsaitsaika
Part of speech  2  active verb
Root  3  tsaitsaika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona)
Proverbs  9  Proverbs containing the word mitsaitsaika

Anagrams  10  matsaitsaiky, mitsaitsaika, mitsiatsiaka

Updated on 2025/07/29