|
|
|
|

Teny iditra1  mitsako
Fototeny  2 tsako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapotipotika ny hanina amin' ny nify: Mitsako hena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to chew [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mâcher [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 matsiko, 14 mikatso, mitsako, 15 mitsoka, 16 motsika, 17 tsimoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17