|
|
|
|

Teny iditra1  mitsapatsapaka
Fototeny  2 tsapatsapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana  4 kotsaba [2.296#]
Ohatra  5  Toa tsy hainy ary halany ny mitsapatsapaka foana: satria toa tsy ampy fanahy ny toa izany. [2.296#]
6  Ny fiakarana mideza, avo sy manoatra lavitra noho ny miakatra amin' ny toerana sasany, noho ireo vatolampy sy vato mitsivalambalana eny amin'ny làlana, ny làlana mitsapatsapaka sy mitontongatongana ary feno hadiha. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13