|
|
|
|

Teny iditra1  mitsapodilana
Fototeny  2 tsapodilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mitsako dilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12